|
|
|
|

Teny iditra1 fehivorintany ivo
Singan-teny  2fehy, 3vory, 4tany, 5ivo
Sokajin-teny  6 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7faritra eo anelanelan'ny fehivorintany mangatsiaka sy fehivorintany mafana. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  8zone tempérée. [1.13]
Voambolana  9 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  10fehivorintany faritra ivo

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11